|
|
|
|

Entry1  ala olana
Elementary words  2 ala, 3 olana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 famahana tady mifadiditra
6 fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Examples  7  Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
8  Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Synonyms  9 ala rohana

Updated on 2025/09/12